gasigasi 28/10/2017 12:06
Mila namana eo ihany fa , manana olana itadiavana vahany koa, ka izay mba manana soso-kevitra dia tena ilaiko fa alefaso azafady indrindra.
Manana Permis de Conduire azo tao Tamatave t@ 2001aho
Tonga teto France ny 2002
Araka ny lalàna, dia tsy maintsy apetraka any @Préfecture ao anatin'ny 6mois fara-fahatàrany aorian'ny fahatongavana teto hovàna ho PC Français ka, Ny olana dia izao
mbola tsy nandeha ara-dalàna ny resaka informatique tany amin-tsika ka; rehefa tao Ttve ianao no nahazo ny PC-nao an, dia tsy ho hita any Antananarivo mihitsy ny tracen'izany.
Ry zareo ao @ Prefecture anefa rehefa manao ny fapotopotorana mikasika ny fanananao an'izay PC izay an, Toa ny any @ renivohitra ihany no anontaniany.
Raha ny tokony ho izy dia, antso an-telephone ihany no ataony any @ centre immatriculation any Ttve dia tokony hahazo ny marina ry zareo.
Tsy izany anefa ny zavatra niseho araka ny filazan'ny ao @ prefecture aty France @ misy ahy fa, Tsy nahazo valiny mazava hoe.
Nentiko antànana ny certificat d' authenticité , ny taratasyn'ny fiarako tany a Ttve, nampiako fanamarinana avy t@ lehibe'ny orinasa niasako nanamarinana fa nampiasa fiara foana aho tany mba hilazana fa hoe efa nanana PC, sns...
Tsy vita f nasainy niditra auto ecole aho namerina naka PC.
Mazava ho azy fa categorie B ihany no azo.
Izao nefa aho, tena mila categorie hafa ankoatry ny B.
Ho any @pole emploi aho toa mila vaniny be reo ao.
Te hiverina any Madagasikara aho nefa tsy maintsy 6mois farafahakeliny mijanona any vao mety miverina miaraka amin'ilay PC vaovao, dia apetraka angatahana famadihana ho PC français.
Henjana amiko loatra ka, Izay mba manana soso-kevitra re...

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg