Athelstan 03/11/2017 06:34
Salama tompoko ooh
za lehilahy, miaraka @Vehivavy avy any antsirabe zay, io vehivavy io dia fady kisoa sy tongolo gasy ny fianakaviany rehetra, efa ho erintaona niherahina izahay kanef vao aingana zany vao noresahiny anahako,
milaza izy fa raha vao mihinana hena kisoa na tongolo gasy dia misy Vay ny vatany,

inona kay ny tokony fanafody manala anzay fady zay?

misaotra betsaka

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg