Tsiafoiko 31/01/2018 06:49
miarahaba atsika rehetra
fanontaniana kely tiko apetraka mahakasika ny kolotsiana malagasy, inona marina moa zany le tena kolotsaitsika malagasy izay andraindraina ny fivoizana azy!
mankasitraka ho anze mamaly!!!!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. omegarakotondranaivo317 04/07/2018 06:22
tsotra ilay izy e inona moa notena nampalaza antsika gasy dia ny fifankatiavana ny fifanampiana ny fifananjana ( izay no nahatonga ilay hoe aleo very tsikalam.bola toyizay very tsikalam.piavanana )
1. tantanana 01/02/2018 13:19
Ny hoe kely miarahaba ny lehibe izao dia efa kolontsaina iray ! Fa isan'ireny koa ny hoe : mahatsiaro ray amandreny, ka na efa maty aza, dia mbola tsaroana, ka aseho amin'ny FAMADIHANA, ohatra !
mg