tantanana 20/04/2018 09:03
Teren-ko masaka toy ny voalobo-jaza !

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. BENEM 21/04/2018 04:11
ka ny olana ianao ihany no manery le izy fa tsy misy olona hafa akory,zany hoe ianao ianao ihany no manery ny tenanao,Tsy any amle hoe tinao natsy tinao.fa ianao ihany no manery ny tenanao.arak'ilay efa noresaiko tamy voalohany le zaza te hinana voloboka de potserina fotsiny le izy halemy ho masaka de azo ohanina.otrizay koa io .raha misy olona miaraka aminao noho ny zava misy,ohatra : nanavotra anao tamy fton sarotra teo aminao de lasa tinao izy.de izay le hoe trena ho masaka.
5. lhomme 20/04/2018 13:38
asa aloha raha azonao izany hoe terena ny atao hoe terena dia na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy atao izay no atao hoe terena
fomba fiteny angamba ny hoe teren-ko masaka fa tsy misy zavatra terena izany fa miandry ny fahamasahany.
4. BENEM 20/04/2018 11:47
Tsy azonao,ny ankizy refa te hinana volobok de mlaza izy fa oe efa masaka na de mbol manta aza.D oarina aminio iska lehibe oe manao sainjaza ka na zvt mbol tsy tokon atao aza de lazaina fa oe efa mety io
3. BENEM 20/04/2018 11:47
Tsy azonao,ny ankizy refa te hinana volobok de mlaza izy fa oe efa masaka na de mbol manta aza.D oarina aminio iska lehibe oe manao sainjaza ka na zvt mbol tsy tokon atao aza de lazaina fa oe efa mety io
2. BENEM 20/04/2018 11:47
Tsy azonao,ny ankizy refa te hinana volobok de mlaza izy fa oe efa masaka na de mbol manta aza.D oarina aminio iska lehibe oe manao sainjaza ka na zvt mbol tsy tokon atao aza de lazaina fa oe efa mety io
1. lhomme 20/04/2018 10:54
tsy misy voaloboka terena izany fa miandry fotoana ny zavatra rehetra ka ni heritreritrao no maha masaka na manta azy lhomme
mg