
Norohasina4 14/06/2018 22:19
Mbola misy ve ?ary azo antenaina fa misy olona any ho any afaka mitia par amour fa tsy par intéret?@zao andro iainantsika izao?
Mbola misy ve ?ary azo antenaina fa misy olona any ho any afaka mitia par amour fa tsy par intéret?@zao andro iainantsika izao?
misy fa vitsy e!.. ohtr: #rahjosh kkkk
Aöna ra mba ezahana faritana lò le oe "amour" fa bdb n very ao anatin io teny 1 io.
tsy misy hafa am le hoe misy ve ny lehilahy tsy mampirafy ?? tena misy ! lehilahy aho dia mbola mahafantatra lehilahy vitsivitsy tsy mety mampirafy mihintsy !! fa betsaka ny vehivavy no tsy mino io lazaiko io !
mbola misy fa dia mila sanjila be ny hifankahitana amin izay karazan olona izay ah !