angona 06/06/2019 19:29
Rehefa niantso ny vadiko aho, henoko tsara ny namaliany ahy. Niangaviako izy ho ao amiko... fa tsy nisy tohiny ny resaka, niandry folo minitra aho fa tsy tonga mihitsy izy. Niantso indray aho fa tsy namaly izy. Nantsoiko tamin'ny telefonina (nefa dia samy eo an-tanĂ na ihany) hoe misy antony lehibe anie matoa aho niantso azy fa novaliany fa mbola nampiakanjo ny zanakay izy, satria hianatra ry zareo.

Misy olona anefa hiresaka aminay ka mila ny fanatrehany izany resaka izany. Tsoriko fa nisy fahatezerana tao amiko tao satria heveriko ho fanaovana tsinontsinona ahy izany ary mety itsaran'ny olona ahy ho tsinontsinoaviny vadiko na misy olana eo aminay. Ahoana ny hevitrareo?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg