Marcelio 18/09/2019 13:34
za ry namana manana olana tena goavana be an; tena tsy itako hoe iza no tena namana mahatoky mba izarako azy

Za tsy sarimbavy fa tsy te itia vevavy mihitsy za fa de lehilahy iany no ato andohako sy tsiriritiko ary tsy zakako mitsy zany hoe miara matory @ lehilahy izany, mandinika ny ho aviko aho anefa de tena potika tanteraka efa mandroso ny taona nefa tsy mbola afaka iany io toejavatra amiko io inona no fomba tena mahomby ialako aminio zavatra io,
misaotra anao sahady ny amin'izay ho valinteny omenao sy ny toro hevitra avy aminao

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg