hooli 03/12/2021 04:04
@HOOLI : Salama daholo, mahagaga ahy fa na dia efa ela ary aho no tsy teto amin'ity tambajotra ity dia tsaroako foana ary tsy mety adinoko ny teny miafina nomena ahy hatramin izay. Rehefa sendra mahasokatra an ito aho dia miverina ho azy ato an dohako ilay teny miafina, ho an ny tambajotra hafa sy ny kaonty hafa tena miasa amiko anefa adinoko foana ny teny miafina.

Mirary soa antsika rehetra. Ho ela velona anie ny namana.serasera ?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. Imbolatiana 18/03/2022 08:20
Salama e, za koa mitovy aminao, 10 taona mahery aho zao tsy niditra teto intsony fa androany tadidiko indray ny teny miafina dia niditra aho ????
mg