diasa 12/05/2022 18:33
nisy fiovana ve ny fampiasana ity site ity e
toa lasa tsy hita intsony ilay famantarana raha misy namana en ligne ny ato
de lasa tsy mba afaka miresaka de maha monamonaina
sa izaho no tsy mahay?
raha mba afaka manome vaha olana ianao ry hery de mba omeo zaho e!
misaotra!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. diasa 19/05/2022 04:53
mankasitraka ooo!
1. hery 16/05/2022 18:04
ie, eo am-panavaozana kely ny site isika izao.
mg