Eritreritra mandalo

Nampidirin'i : hery
Ny : 23/11/2009
Tao amin'ny : Ankapobeny

Vao nampidirina eto amin'ny namana serasera indray ny atao hoe Eritreritra mandalo. Ny Eritreritra mandalo dia toerana hampidiranao izay zavatra mandalo ao an'eritreritrao ka tianao hozaraina amin'ny namana rehetra. Jereo ao amin'ny mombamomba anao dia ampidiro izay eritreritra mandalo.

Raha efa nampiasa valam-piarahamonina hafa ianao (myspace, facebook, orkut, hi5, buddypress) dia io no ilay antsoindry zareo hoe "status", na "fil d'idées", na "wall" na "wire"... Dia nisalasala aho hoe inona no hiantsoana azy eto amin'ny serasera? Saika natao hoe "Indraim-bava" fa tsy dia niraikitra loatra na dia fohy aza. Koa dia eritreritra mandalo no hita fa mety.  

Azo zaraina daholo izay mandalo fa aza ratsy eritreritra fotsiny. 

Hevitra

Strong3 - 09/01/2015 11:29
7% izany no fiakara-karama azony mpiasam-panjaka kou; dia mahay makasitraka ry gasy kely ôh

ataovy mahampy izay misy fa amin'ny heritaona toa izao indray vao hisy

ambony hono izany raha oharina amin'ny fisondrotrin'ny vidim-piainana
hihihih de gaga enao

asa ilay trano na mba firy % ny mpiasa no ahazo izany de iza no tsinjovina amin'izany ? __ ny efa manana ve sa mba ireo apombo lahy tena mifofotra amin'ny asa mafy hihih asa eeeh!!!
Valio Strong3

Hampiditra hevitra

Hevitra:

1. 08051972

Mba misy mahalala ve oe hikarakara fety ny omby manga? Mba zarao ny Trl ndry zareo zà fa tena tehahita Gasy @ faran'ny taona!

2. Panoël

Ny momba ity raharaham-pirenena ity no mba asiana resaka kely,maro ny olona ankehitriny no tonga saina marina @zava misy eto @ firenena "soa lavo hono ahay amindra hoy ny fitenenantsika Malagasy",ny ahy dia hoe ny zavatra atomboka dia tsy maintsy misy farany avokoa fa ny an'ny olona matakatra lavitra dia ny fitsinjovana io farany io no imasoana dieny eny ampiandohana.
Tsetsatsetra tsy aritra iny dia mba nozaraina ho antsika manao veloma finaritra daholo

3. Canada Goose jacken

hello!
Moncler
Gucci
Louis Vuitton
Louis Vuitton
Canada Goose
Canada Goose jacken
Moncler

mg