Firariantsoa krismasy

Nampidirin'i : hery
Ny : 01/12/2009
Tao amin'ny : Ankapobeny

Efa ho avy ity ny Krismasy 2009 sy ny Taombaovao 2010. Toy ny isantaona dia misy sary firariantsoa avy amintsika namana aseho ao amin'ny pejy fandraisana. Koa amin'ity taona ity dia toa izao no hanaovana izany.

Ny namana rehetra dia afaka mampiditra sary eo amin'ny sary firariantsoa. Ny sary ekena dia sarymisy ny endrikao ary misy ahafantarana hoe mirary soa amin'ny krismasy 2009 sy taombaovao 2010. Na sary izany na soratra na famantarana hafa.

Rehefa mampiditra sary dia ataovy hoe krismasy2009 fotsiny (mitambatra) ny eo amin'ilay hoe Anaran'ny sary. Jereo ity sary eto ambany ity ho ohatra.

http://farm3.static.flickr.com/2515/4131378114_bf4f1487c1_o.jpg

Ndao indray ary Tsindrio eto raha hampiditra sary.

Hampiditra hevitra

Hevitra:

1. dangytsmaty

Salut daholo ze mamaky an'ty!
tô tsy mety mintsy le fampidirana sary firariantsoa Krisimasy é!

2. Ecommerce development

Ecommerce is grown rapidly in the past few years to having a any kind of business the website will support you better.
Ecommerce development

3. Canada Goose jacken

hello!
Moncler
Gucci
Louis Vuitton
Louis Vuitton
Canada Goose
Canada Goose jacken
Moncler

mg