Namana voasakana

Nampidirin'i : hery
Ny : 24/10/2009
Tao amin'ny : Ankapobeny

Vita koa amin'izao ny lisitry ny namana voasakana. Raha toa misy namana tsy dia azoazonao  dia azonao sakanana. Jereo eo amin'ny fanoroam-pejy ny Namana nisakana anao sy ny namana nosakananao.

Rehefa manokatra ny momba azy ianao na mahazo hafatra avy any aminy dia misy bokotra hoe Sakano. Tsindrio fotsiny dia apetraho ny antony ho hitany.

Ny namana voasakana dia:

  • Tsy afaka mandefa hafatra ho anao intsony
  • Tsy afaka mametraka hevitra amin'ny sary apetrakao
  • Tsy afaka mahita ny mombamomba anao
Aza dia manakana namana be fahatany na izany aza.
Rehefa kelikely dia hisy statistika hanehoana ny namana be mpisakana sy ny namana mpanakana ny namana hafa be indrindra.

Hampiditra hevitra

Hevitra:

1. jelax

2. Cami

Kudos to you! I hadn't tohught of that!

3. Canada Goose jacken

hello!
Moncler
Gucci
Louis Vuitton
Louis Vuitton
Canada Goose
Canada Goose jacken
Moncler

mg