Resaka mivantana

Nampidirin'i : hery
Ny : 30/10/2009
Tao amin'ny : Ankapobeny
Manomboka amin'izao dia azonao atao ny miresaka mivantana amin'ireo namana nandray anao ho namana manokana. Ny hahafantaranao hoe afaka miresaka mivantana aminy ianao dia misy an'ilay sary kely  eo alohan'ny solonanarany. Azonao tsindriana avy hatrany io sarikely io dia afaka miresaka ianareo.

Raha toa ka tianao hiresaka aminao ny namana iray dia ampidiro ho namanao manokana.

Raha misy olana dia lazao eto ambany

Hevitra

rivomanitra - 21/04/2013 20:53
Salut Hery
Ahoana no ahafahana miresaka movantana amin'olona connecte kanefa tsy ao @ Karajia fa ilay tchat sisiny ankavanana. Teo aloha dia hitako fa izao tsy hita intsony
rivomanitra
Valio rivomanitra
tanitra99 - 09/05/2015 07:34
ahoana raha tsy hita lay sary kely io?
Valio tanitra99

Hampiditra hevitra

Hevitra:

1. sanjila1

Bjr!Efa nanova adresse e-mail aho fa tsy io hotmail io tsony.Ty ny adresse-ko vaovao: rtianaj@yahoo.fr.Mba angtahiko ovaina ny ato@namana.serasera.org.Misaotra betsaka.

2. hery

Sanjila> ny fanovana adiresy email dia ao amin'ny mombamomba anao.

Misaotra.

3. Billylove2

namna mhafatrapo ny aty sady tia mivavaka no tia fianarana ka zay te iserasera mikasiky ny fianarana na hafa ihany ka de afaka mifandray e

4. doune

bjr alou e afaka miresaka mivantana aminao za ra tinao a+ doune

5. doune

za kouuuuuuuuu te ho namanao

6. Billylove2

Ny hoe Billylove2 de tsy oe tena tia fitiavana fa olona mandalina fitiavana @ fomba rehetra ka izay liana de afaka manoratra @ email oe" monherh86@mail.univ-mahajanga.mg"
Ary aza adino fa vao nankalazana omaly ny oe Mure de Berlin.Feno 20taona zay mantsy izy io @ zao fotoana izao izay narodana t@ 20 Nov 1989.
Veloma daholo e!

7.

8. rlyhosa

Bjr? Betibetika ho aho rehefa miditra eto dia lazainy hoe: diso foana ny tenimiafina nefa dia marina be izao. Avy eo kosa aloha rehefa tsy manaiky iny ianao dia mety ihany izy ny farany e! Soa ihany. Mahafinaritra anie eto e! Veloma aby o!!!!

9. faraniaina

tsy azoko tsara fa azavao azafady!!!!

10. ifanadiana

le miresaka mivantana tena mbola ts azoko. com webcam ve sa aôna

11. zouzouzaza

za ko ary ranga mba mitady an'le oe be namana zany eo de miresaka sy mifamaly rapid be nef ts aiko mints

12. zouzouzaza

aiza ary no misy an'io signe kely io é? tena ts itak mints marina é

13. zouzouzaza

miditra ao amin'ilay hoe namana manokana ve sa oe namana reetra

14. zozzz

afaka manao tchat ve zah ato

15. Makouto

tsara le resaka mivantana eto @ serasera fa tokony ampiana sira kely asiana feony rhf tsy eo @ilay pejy oh le olona fa mety any @ pejy hafa toy ireny tsaty misy feony kely ireny e enao ndray ve no atoro an'zany rasefo ô de misaotra mialou e

16. sakamenavody

ia no te ho akolitako o

17. botretrai

hono oa! te hanova adresse email aho ka ahoana no fomba atao?

18. botretrai

ary maninona tokoa no isaky ny hanova teny miafina zà dia toa tsy mety foana!

19. abouali

misy hafatra voaray aho fa tsy mety mivoha!

20. steve

slt

21. steve

aiza le sary fa izay alaiko namana tsy mety avy

22. louli

shalom ! mba te hiresaka mivantana ny naman serasera izaho fa tsy aiko fa mba azavao amiko le izy misaotra!

23. arthur

hiditra namana

24. dina

25.

26.

27. rrolv

28. di

te anova solonanarana za fa tsy mety mitsy fa mb vonjeo e!

29. didahh

slt jiaby! zao vao hitako ity serasera ity.

30. dzilawski

karakory man didah

31. hortencia

mba mtady namana iresahana e!

32. Canada Goose jacken

hello!
Moncler
Gucci
Louis Vuitton
Louis Vuitton
Canada Goose
Canada Goose jacken
Moncler

33. Onitsuka Tigers

Apple, which makes the iPhone, was one of the early pioneers in the Onitsuka Tigers segment, while Samsung, which manufactures the Galaxy range of Asics Running Shoes smartphones, has made rapid strides in the sector gaining a strong share of key global markets in recent years. However, its Onitsuka Tiger Mexico success has coincided with a growing legal battle with Apple, spread across various countries. Earlier this year, a Onitsuka Tiger Mexico 66 California court awarded Apple $1.05bn in damages, after Onitsuka Tigers Mexico 66 ruling several of its software and design technologies had been infringed by www.shopasicsshoesale.net Samsung. Samsung has since challenged that verdict and called for an Onitsuka Tiger Kanuchi retrial. Analysts said that given the tremendous growth potential of the Onitsuka Tiger Tokidoki sector, the legal battle between the two firms was likely to continue. "The Onitsuka Tiger Deluxe intensity of the Onitsuka Tiger Mini Cooper competition is so high, that it is less about billions of dollars in fines but more about slowing the Onitsuka Tiger Mexico Lauta competition," Manoj Menon, managing director of Asics Shop Frost & Sullivan, told the BBC.

mg