Tafiditra tsikelikely ny sary nisy hadisoana

Nampidirin'i : hery
Ny : 21/10/2009
Tao amin'ny : Ankapobeny

Nisy fitarainana hoe nanjavona ny sary. Tsy nanjavona kay fa diso toerana fotsiny. Efa nampidirina tsikelikely izany ka efa tokony ho ao daholo.

Raha mbola manana olana dia milazà

Hevitra

valiih - 19/03/2015 16:31
nandefa sary 2 za oe afaka ataoko saritava sy oao @tahiritsary nefa atr-at-zao d tsy hitako!nalefa t-at-mail
Valio valiih

Hampiditra hevitra

Hevitra:

1. TheRAVOOFUL

bjr! nisy olona nandefa sary za t@ ity sehatr naman serasera ity nefa ny olana tsy hitako tao akory io sary io. Inona no tokony ataoko? Aiza no tokony ahitako izany? Marihiko fa ho ahy irery io sary io. Bye

mg