Tsy te handray hafatra email?

Nampidirin'i : hery
Ny : 23/10/2009
Tao amin'ny : Ankapobeny

Raha toa ianao ka tsy te handray hafatra email dia jereo ao amin'ny mombamomba anao misy hoe "Momba ny fahazoana email" dia tsindrio ilay hoe Ovay

Rehefa ao ianao dia afaka misafidy hoe inona no handraisana email.

Hampiditra hevitra

Hevitra:

1. sanjila1

efa niova ny adress-ko.Ty ny adrese vaovao dé mba angatahiko soloina kely azafady: rtianaj@yahoo.fr.Misaotra tompoko.

mg