Olana tsy tafiditra

 

Update: Tokony tsy hisy olana intsony amin'izao ny fidirana. Raha mbola misy olana dia soraty etsy ambany
  1. Hamarino tsara aloha raha nampidirinao araka ny tokony ho izy ny solonanarana sy tenimiafina. Tsy mitovy ny SORABAVENTY sy soramadinika tahaka ny hoe Hery sy HERY ary hery. Ka izay solonanarana sy tenimiafina tena nomena anao ampiasaina.
  2. Andramo tsindrina eto. Io dia ny rohy fivoahana. Mety voatahiry ao amin'ny ordinatera ampiasainao ny mombamomba anao ka mila fafainy amin'io aloha dia ampidirina vaovao indray.
  3. Raha tena tsy mety tafiditra dia manorata @ hery@serasera.org

 

Raha tsy mety tafiditra dia mba andramo hazavaina eto hoe inona no olana mitranga tsy maha tafiditra anao?

 

Hevitra

nanou60 - 11/08/2015 09:13
Namanaserasera
Bonjour,
Efa tafiditra aho nefa mitady namana aho (hitady namana), dia tsy tafiditra mihitsy.
Misaotra tompoko
nanou61
Valio nanou60
Kalobeeeev - 19/03/2019 13:35
SLT dahl efa tafidtr saing mangtk solon'anarana vao iz nef ampidir ts hita izay andefasana azy
Valio Kalobeeeev
Kalobeeeev - 19/03/2019 13:35
SLT dahl efa tafidtr saing mangtk solon'anarana vao iz nef ampidir ts hita izay andefasana azy
Valio Kalobeeeev

Hampiditra hevitra

mg