" Mba ho Tena Gasy " M.T.G

Mpandrindra
Mpikambana
Lahatsoratra
Natsangan'i : latthi
tamin'ny: 23/03/2013 05:56
tamin'ny: 23/03/2013 05:56
Izao vondrona izao no hatsangana dia mba hifanampiantsika, hifanoroantsika, hifanitsiantsika, ... amin'ny maha-Malagasy antsika. Izany akory tsy midika hoe tsy hijery na hahafantatra ny firenena hafa isika, fa tsara kokoa raha tena miezaka isika mba hahafeha bebekokoa ny tena maha izy antsika.
Manasa anao, na iza na iza mba handray anjara, eny hampandroso mihitsy aza ity vondrona ity, raha mba sitrakao sy azonao atao. Misaotra sahady antsika rehetra!