NY CINEMA MALAGASY

Natsangan'i : raven
tamin'ny: 24/08/2010 09:48

Ity vondronaé vaovao ity dia natao ho an'ireo olona manana hevitra hapandrosoana ny cinema malagasy na eto madagasikara no marimarina kokoa.Ho anareo manana hevitra na mazoto ny hiara hiasa aminay dia afaka miditra manorata ato na miantso ny laharana voatondro.Mirary antsika rehetra ahita soa sy fahombiazana ato.

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg