Amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy

Natsangan'i : vegas
tamin'ny: 28/10/2005 08:34

"Ame sensible s'abstenir". Ato no afahana milaza ny zavatra tsy sahinao lazaina ampahibe maso sy ny tsy azonao lazaina na aiza na aiza. Ny tsiambaratelo amin'ny ankapobeny.Tsy misy miolakolana ny resaka ary tsy hisy censure ihany koa. Tongasoa ny blagues sal�es! Tsy tongasoa kosa ny latsaky ny 18 taona.

Matoa miditra ato dia efa manaiky avy atrany fa mahazaka ny resaky ny mpikambana rehetra. Aoka tsy hisy menomenona tompoko azafady.

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg