Ampianaro mitia

Natsangan'i : lantolhl
tamin'ny: 05/07/2010 08:28

Za lhl 34 ans.
Vhv roa samihafa no nanimba ny fiainam-pitiavako. Ny iray lasa nanohy fianarana any Allemagne, ny iray nanambady Docteur. Tiako tanteraka izy roa ireo, nihevitra ny hanambady azy mihitsy za. Ny nahagaga ahy d mitovy daholo ny antony nisarahany amiko. Lazainy fa milalao fitiavana miampy tsy fahamatorana hono. Za anefa d mahatsapa fa noho ny vhv ihany no mahatonga izany. Izy roa ireo d samy efa niasa, cadre ambony daholo. Isaky ny miaraka na aiza na aiza d Za fona fona no miantoka ny lany rehetra mihitsy. Hany ka isaky ny miantso ahy @ phone d leo b za satria hiantoka vhv indray. Ny tsy tsapany vhv rehetra na izy roa d hoe : Mahafinaritra ny lhl mihitsy na ZA raha mandray anjara ny vhv. Satria samy miasa, samy manambola, nahoana no Za fona no miantoka. Tiako ny vhv , tiako kou izy roa, fa lé fitiavan-tena eo @ vhv mihitsy no tsy zakako. Resaka vola no ambarakou eto fa Maro ny fitiavatenan'ny vhv. Tsy resy lahatra mihitsy ny hanambady za. Raha ny marina d tokony mianatra ny fitantanana alou vo manambady. Samy mandray anjara daholo na ny lhl na ny vhv.
Tsy maintsy miantoka vhv fona v vo mahay miti , matotra ?. Raha izany d tsy hanambady mihitsy za. Fa ampianaro mitia vhv za fa @fomba hafa.

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg