BRIOCHE

Natsangan'i : BRIOCHE
tamin'ny: 13/09/2010 13:47
tamin'ny: 13/09/2010 13:47
Ity vondrona ity dia natokana ho an'ireo tanora tsy mbola ampy taona,
sehatra hifampizarana trai-kefa, sehatra ifanorotoroana amin'ny tokony sy tsy tokony hatao eo amin'ny fiainana, sehatra hamahana ny olana misy eo amintsika tanora.