Elektronika

Mpandrindra
Mpikambana
Lahatsoratra
Natsangan'i : cadoneky
tamin'ny: 16/09/2011 09:41
tamin'ny: 16/09/2011 09:41
Inty vondrona inty dia natao mba hifanakalozana traikefa momba ny elektronika sy ny manodidina azy, na mahay na tsy mahay elektronika dia afaka miserasera eto. Ny antony lehibe ihany koa dia noho ny fandrosoan'ny teknolojia izay tsy mitsahatra mitombo isan'andro, koa mazotoa ary sady ilaina ihany koa izany elektronika izany eo amin'ny fiainana andavanandro