Espace mariage

Natsangan'i : wanda
tamin'ny: 20/08/2010 17:53

Miaraba tsika rehetra izahay hiditra namana aminy ity vondrona iray 'ty.
Ny zavatra ho resahina ato dia momba ny espace mariage.
Misy namana iray izay ho atao mariage any Madagascar,tananarivo ny mois de janvier 2011 koa mangataka hevitra aminareo izahay mombany ny toerana afaka anantotosaina izany.
Ny toerana tedavinay dia toerana mihaja tsara na hoe ''chic'' mintsy ary raha mahita ianareo.torak'izany koa ny momba ny sakafo sy ny deco mila zavatra mihaja koa izahay.
Tsy misy limite de budget izahay.koa manasa anareo rehetra manana soso kevitra mba hilaza ny heviny eto.Misaotra betsaka tompoko o

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg