Fahafahana

tamin'ny: 09/07/2010 15:00
Vondrona azo lazaiana fa malalaka be ito vodrona iray ito satria eto ianao dia afaka miresaka momban’i :
- Firaisana ara-nofo amin’i fomba malalaka tsara no sady afaka manome hevitre sy fanasana ho an’izay liana amin’ny resaka fantasme samy hafa.
- Fanambadiana sy ny tontolony
- Ny tsy ambara telo rehetra sy ireo izay mila torohevitra amin’izay olana misy eo aminy.
- .....sns....rehetra ie !
Izany hoe malalaka tanteraka ny vondrona amin’ny lafiny rehetra ka ra miditra ato ianao dia manaiky fa hitandrina ny confidentialité an’ireo mambra aloha voalohany indrindra , manarka izany manaiky koa ianao fa 18 taona miakatra , mahazaka ny resaka firaisana aranofo mivatana ianao , ary manaiky koa ny hanaja sy hanome lanja ny maha olona ......