FAMPIRAFESANA na FANANANA OLO-TIANA ANKOATRAN'NY VADY

Mpandrindra
Mpikambana
Lahatsoratra
Natsangan'i : maningana
tamin'ny: 17/03/2021 12:34
tamin'ny: 17/03/2021 12:34
Misokatra ary ny loha-hevitra, samia miteny, milaza, mitantara izay antony mahatonga io tranga io. Iza no efa niaina tantara ary nahatsapa fa mety ny mampirafy.