FIFAMOHAZANA

Natsangan'i : Miharena
tamin'ny: 25/11/2010 08:29

Vondrona ifanakalozana hampifoha ny tsirairay.

Marina fa miaina anaty korontana ny olombelona ankehitriny. Maro ireo karazana fotopisainana izay sarotra ahitsy. Misy ireo mandray zavatra sarotra eo amin'ny fiainany. Misy koa anefa ireo izay efa mahasehaka tsara izay zava-miseho.
Misy fanontaniana tokony hovaliana hatrany isaky ny zava-miseho.

Ampy ve ny hery entina hamaha ny olana ao anatintsika ary ahoana no hamohazana izany hery izany?

Misokatra amin'ny rehetra ny adihevitra.

Mifanohana mitady izay hombana no tanjona.

Misaotra sahady amin'ny fanolorana hevitra.

Mpikambana vao tonga

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

Lahatsoratra vao tonga

Midira raha hamaky ny lahatsoratra

mg