FIJOROANA VAVOLOMBELONA

Natsangan'i : mbotakely
tamin'ny: 01/04/2013 11:43

Ity vondrona ity no natao dia hanangonana fijoroana vavolombelona erant-tany mba hanairana antsika olombelona mbola variana amin' izao fiainana mandalo izao , ka mbola milona ao anatin' ny fotam-pahotana isan-karazany ! Koa miangavy antsika rehetra izay manana fijoroana vavolombelona rehetra hitaona ny olona sy hampieritreritra azy ireo sy hanolon-tena ho an'ny Tompo JESOSY. Dia misaotra anareo sahady amin' izany ! Dia ny voninahitra anie ho an' Andriamanitra irery ihany ! Amen !

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg