Gasy aho n'aiza n'aiza misy ahy

Mpandrindra
Mpikambana
Lahatsoratra
Natsangan'i : bitik
tamin'ny: 26/11/2010 14:32
tamin'ny: 26/11/2010 14:32
« Fa tiako anie, ilay Nosy, lay nanabe nibaby nandrotsirotsy, fa n’aiza n’aiza itoerana, ny tany nitaiza tsy maintsy hiverenana fa ao no hilevenana…… » Gasy aho !! Gasy ianao !!!Gasy isika....Ato no sehatra ahafahantsika mifampizara vaovao marina momba ny tanindrazantsika sy manolotra hevitra na mifanakalo hevitra momba ny fiainantsika Malagasy na ireo kolotsaina maro nolovaina avy amin'ireo Razana!!Koa mazotoa ary ry Malagasy mpiray Tanindrazana.....Ho ela velona anie Madagasikara!!!!