KOLOY FA KANTO

tamin'ny: 19/03/2012 01:33
Ity vondrona ity dia natao handalàna ny teny Malagasy sy ny Soatoaviny,hifapizaràna ny soa sy ny tsara,ny mampandroso sy ny mahafinaritra,hifampizaràna ny mahakasika ny maha olona manontolo zany hoe:ny ara-tsaina,ara-batana ary ara-panahy;mba tena ho feno ilay maha olona ny olona;araka izany dia malalaka ny vondrona,raha mpikabary ianao dia afaka manolotra izay sangan'asanao ato anatin'ny vondrona mba mifanakalo traikefa ;ohatra tsy voatery ho kabary be fa manana fomba-tany tsara ho fantatra ianao dia azonao hampidirina,na ihany koa fanitsiana ny fomba fiteny diso eny amin'ny fiainana andavanandro ,mahita ny tokony ho izy ianao dia ampitao ha an'ny rehetra
Raha toa ka tsy manavanana anao indray ito iray voalohany fa mety manana hevitra tsara ianao entina hampivoarana ny lafim-piainana andavan'andro,dia azonao atao ny mizara torohevitra mahasoa zay mety mampivelatra sy mampandroso
Raha ianao indray ilay olona tia karokaroka,mety mahita ny mahaliana any ambadika any;dia azonao atao ny mizara azy eto hoe :fanatrao ve fa ny... tsidoho ny vondrona dia ao asika mandray anjara izay tokony ho tandrify
Mpikambana vao tonga
Sary nampidirina farany
Lahatsoratra vao tonga
- Faly aho tafiditra ato amin'ity vondrona ity, ka m... (trvonicx7)
- TSARA HO FANTATRA SAO METY MAHASOA ANAO ITY Mate... (3D.net)
- TORO-HEVITRA MAHASOA FANAVAHANA NY ATODY TSARA AMI... (3D.net)
- TORO-HEVITRA MAHASOA FANALANA FOFON-DOKO Maro ny... (3D.net)
- TOROHEVITRA MAHASOA TANTELY : IREO TOMBON-TSOA AZ... (3D.net)
- TORO-HEVITRA MAHASOA IREO TENY DISO TSY AMBINTSIK... (3D.net)
- TORO-HEVITRA MAHASOA LAIT DE POULE - Vakiana ny ... (3D.net)
- TOROHEVITRA MAHASOA FANADIOVANA FITARATRA Fenoan... (3D.net)
- FANTATRAO VE ? TONTOLO MALAGASY Amin’ireo ... (3D.net)
- FANTATRAO VE ? TONTOLON’NY BIBY ?Ny Kangor... (3D.net)
- tohiny...