Louange sans Frontière (L&F)

Mpandrindra
Mpikambana
Lahatsoratra
tamin'ny: 07/02/2012 13:43
"Ny tany sy ny lanitra ho levona fa ny Teniko tsy mba ho levona" hoy Andriamanitra. Ndao hifampahery isika mba ho temploly velon'Andriamanitra. Jesosy Kristy no Tompo sy Mpamonjy antsika. Ndao hiara hivavaka. Raha mahatsapa ianao fa ny Tompo irery ihany no antoky ny fiainanao dia midira ho mpikambana ato. Azonao atao ny hiaraka hidera aminay amin'ny talentanao (hira, mozika, sns) satria groupe de louange ity. Raha mpitoriteny ianao dia azonao atao ny miditra ato hizara amin'ny hafa. Raha mpijery, mpihaino, ary mpanaraka fotsiny ianao dia raisinay an-tanan-droa koa. Raha mila fanazavana bebe kooa ianao dia manorata amin'ny mail lsf.mada-at-yahoo.fr na mandefasa sms amin'ny 034 90 861 38. Tsy mandray antso io laharana io fa sms ihany. Misaotra tompoko.
Mpikambana vao tonga
Sary nampidirina farany
Lahatsoratra vao tonga
- Moa fantatrao ve?iza ianao?inona no atompisianao e... (rafiliposon)
- Ndao hiara-hivavaka isika : - ny maraina manodidin... (Miramihaja)
- RAY ô! fenoy ny Fanahy Masinao ny fiainanay anio.... (Miramihaja)
- " Jehovah Andriamanitrao no ao aminao; Mahery Izy ... (Miramihaja)
- Voasoratra hoe : "ny teny maro tsy ilaozan'izay ot... (Miramihaja)
- tohiny...