Mpankafy voambolana malagasy tsotra

Mpandrindra
Mpikambana
Lahatsoratra
Natsangan'i : tiarah
tamin'ny: 02/07/2010 12:34
tamin'ny: 02/07/2010 12:34
Isaorako manokana ity tranokala serasera ity fa nanampy ahy tamin ny fahaizana mankafy ny voambolana malagasy saingy mbola betsaka ireo teny malagasy tsy fantatra nefa tsotra sy mety ahafinaritra ny fampisana azy.
Manasa ireo izay te hiala amin ny teny vary amin anana sy ireo izay mba afaka manampy amin izany.
Mpikambana vao tonga
Sary nampidirina farany
Lahatsoratra vao tonga
- Hitako teny ho eny. Valahara mpiandry fasana fa ts... (Soasalama)
- Ny angatahiko amintsika dia ny manavaka ny fampias... (Mannhery)
- Misaotra ny mpananganan'ny vondrona fa na izaho ko... (Mannhery)
- Mba tiako halefan'ny mpijery internety sy tambajot... (mpilaza444)
- ahoana no hanavahana ny teny merina amin'ny malaga... (verozoky)
- Aza mba omba làlana tsy miverina mba tsy hanarian... (lisah)
- aza miteniteny fahatany.... (nissan)
- aza miteniteny fahatany.... (nissan)
- aza miteniteny fahatany.... (nissan)
- Frantsay "Mon gros nounours d' amour " = Malagasy ... (tiarah)
- tohiny...