Njava

Natsangan'i : Njava
tamin'ny: 03/08/2012 13:27

AMBARA TELO!!! Mba manangana vondrona ny olona d mba manangana koa ah! Le izy zany ze haben'ny ao am-po no itenenana e! Fantako fa tsy zaho irery no toa ahy fa maro an; nefa aza hitako ka zah rery.
Ty vondrona ty zany an, natao hamborahana fitiavana e!!! Tsy le fitiavana mahazatra antsika oe "relation à 2", fa fitiavana olona tsy afaka na tsy tokony ho tiavina ohatra io @ "relation à 2" io. Kanefa dia fitiavana tina hambara.Isika manko an dia tena variana @ io fitiavana "relation à 2" io izay tsy oe ratsy, kanefa misy koa ilay ne fitiavana tena mamy ankoatra an'io, ilay fitiavana tsy mila tambiny "spontané", ilay fitiavana tsy mila takalo. Nefa tena fitiavana ihany koa ary mahasambatra.
Ohatra anah manko, dia tiako be ny zokiko vavy, isan'andro aho isak'izay mahatsiaro aho te hilaza @ olona zay miresaka amiko fa tiako be izy. Tia hanome zavatra tsara azy foana aho, tia hampitsiky azy foana aho; tsy andriko ny hiaonana aminy rehefa tafasaraka elaela izahay, mitomany aho raha malaelo izy, mahatsapa fanaintainana ah raha sendra marary iz...Isan'andro aho milaza teny mamy aminy. Tsy ampy nef zany, fa zao mbola manoratra ato zao ndray ah e! Tsy ampy ny fomba itenenako fa tiako io zokiko vavy io nef izy tena tiko tena tiko.Tsy mitovy @ fitiavako an'iza2 ny fitiavako azy fa "UNIQUE" tokana e! . Faly zao izy mamaky an ty, d zay le tiko... oe faly izy.
Ianareo ve mba manana olona tiana toizany?!!! Mba sorato angalako tahaka.

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg