NY FAHATANORANA SY TOERANA TOKONY HISY AZY

Natsangan'i : 2N.E
tamin'ny: 13/02/2012 13:04

Ity vondrona ity dia natokana indrindra hoan-tsika tanora,na ny mbola mianatra,na ny efa miasa,na ny manambady na ny tsy mbola manambady.
Hiresahana ny zavatra tokony sy tsy tokony hatao mandritra ny fahatanorana.
Hanoroana hevitra tena tsara sy ahitana fahombiazana @ lafiny rehetra.
Tokony hazoto hitsidika ity vondrona ity ny tanora rehetra afaka miditra satsia mety mahasoa Anao izany, eny fa na dia ny mamaky ny torohevitra ihany fotsiny aza.

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg