saho

Natsangan'i : saho
tamin'ny: 14/07/2012 21:18

Vondrona famakafakana ny kolikoly malagasy, indrindra fa ny fomba malagasy eraky ny Nosy, votoatiny toetsaina fototra ny malagasy , ahoana no tanjona hampiray antsika ankoatra ny hiram pirenena malagasy. Raha misy manampahaizana malagasy erantany nandia fianarana na mbola mianatra ivelan'i Gasikara, inona no tanjonao amin izany manoloana ny firenena Malagasy
Avohay ny traikefanao izay efa tafiditra lalina ny fiainana aty ivelany, raha nianatra enao dia inona no anjara birikinao ho an ny Malagasy na ny firenena niavianao
Handao hifanakalo hevitra malalaka , aoka samy hifanaja sy mieritreritra alohan ny andraisany anjara eto...

Mpikambana vao tonga

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

Lahatsoratra vao tonga

Midira raha hamaky ny lahatsoratra

mg