tanoramalagasy

Natsangan'i : rosin
tamin'ny: 26/06/2010 06:19

Ato isika rehetra izay mahatsiaro tena fa tanora. Ao anatin'ny politkam-pirenena momba ny tanora dia antsoina ho tanora ny malagasy rehetra izay tafiditra ao anatin'ny salan-taona 14 ka hatramin'ny 35 taona eto Madagasikara. Antsoina izany ireo tanora ao anatin'io salan-taona io hanafàna ity vondrona iray ity. Ny zavatra hifampizarantsika ato moa dia tsy inona fa ny mombamomba ny tanora amin'ny ankapobeny, ny olana atrehin'ny tanora, ny mety ho vaha-olana amin'izany rehetra izany. Dia misokatra ary ny adi-hevitra. Tsaratsara kokoa raha tsy dia miditra politika lalina loatra ny adi-hevitra fa mba tena mifantoka amin'ny fametrahana olana sy ny vaha-olana. Dia misaotra sahady amin'ny fandraisana anjara rehetra izay hasehontsika.

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg