TAONA 80-90-00

Natsangan'i : riaj
tamin'ny: 28/08/2010 09:33

Ity vondrona ity dia natsangana mba hifampizarana amin'ireo namana mpankafy ny hiran'ny taona 80-90 ary 2000 satria hita ho misy efa maty tanteraka ireny hira ireny ka raha averina tadidina eto dia mety hanaitra ny tompony ka hamerina izany hira izany indray hohenoin'ny taranaka.

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg