Teraky Fianarantsoa

Natsangan'i : atmos
tamin'ny: 28/01/2005 18:02

Fizaràna ny vaovao sy ny fianan'ny teraky Fianarantsoa na @ lafiny fomba fiainana, fomba fisainana, fianarana, fiaraha-monina, vaovao, fifandraisana @ reo namana hafa, ny tanàna, ny fitondram-panjakana ao @ faritry Fianarantsoa sy ny zavatra maro tsy voatanisa.

Natokana ho an'ny olona teraky faritanin'ny Fianarantsoa tsy ankanavaky izy ity nefa koa tsy manakana ireo olona avy any ivelany ka liana sy te handray anjara ny ho amin'izany. Ny soso-kevitra rehetra dia raisina antanan-droa avokoa. Misaotra betsaka.

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg