toxicomanie

Mpandrindra
Mpikambana
Lahatsoratra
Natsangan'i : tsounie
tamin'ny: 19/04/2013 10:17
tamin'ny: 19/04/2013 10:17
miarahaba izay rehetra mahita izao , manana zanaka 17 taona aho , mifoka sigara , nolazainy fa efa 2 taona izay izy no nifoka , te hiala amin'izany izy fa menatra hanatona dokotera . Izaho reniny no ataony miresaka amin'ny dokotera , nefa tsy haiko sady tsy hitako hoe aiza no aleha , dia mba mangataka hevitra avy aminareo namana .
misaotra sy mankasitraka