TSABOY IZY MBA HO SITRANA (zokieva)

Natsangan'i : zokieva
tamin'ny: 30/09/2011 15:00

Ity vondrona ity dia ahafahanao mametraka ny olanao rehetra tsy ary ho voafetra fa malalaka dia malalaka eo @ lafim-piananana na ara-pitiavana,na ara-pinoana,na ara-tsaina,na ara-panahy,na arak'asa,na ara-traikefa ,azo atao koa anefa ny mandefa lahatsoratra mitondra soa mba iarahan'ny rehetra izay manana vahaolana HITSABO ilay olana ka hahazoan'ny rehetra tombontsoa mba tsy ho "adidiko izaho samy irery fa adidiko izaho sy ianareo,ho asa vadi-drano ka tsy vita raha tsy hifanampiana" Kendrena anefa mba teny madio,mendrika,maontina,tsy hanafintohina ny hafa ny voambolana sy ny lahatsoratra rehetra mba tsy hisian'ny virus ho an'ny hafa!
Koa asaina ampitiavana ianao ka "hotahiana anie ianao"

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg