VERIN

Natsangan'i : Verin
tamin'ny: 11/06/2013 18:13

Ity vondrona ity hatrangana mba hilazana zavatra tsy mbola hitan' ny maso mihitsy nefa tena misy ary ny olona rehetra tsy miasa saina ny @izany dia tena hitomany sy hanenina ary hijaly mandrakizay!Marihina fa isika mbola velona izao dia samy tsy maintsy ho faty avokoa noha izany dia Izaho mpanoratra sy Hianao mpamaky io no asaina mba hitsidika sy haka lesona ary hifanampy ny@ izany zavatra tsy mbola hitan' ny maso nefa dia tena misy toka!
Inona no mba zavatra tsy hita maso nefa tena misy mba fantatrao??!

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg