Vondron'ny Gasy Mazava Miaro ny Aina sy Zavaboary

Natsangan'i : boraingy
tamin'ny: 19/06/2010 06:42

Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny serasera gasy. Iarahantsika mahita izao fa mandalo krizy maro isika eto Madagasikara ary avy hatrany dia ny zavaboary hatrany no lasibatra: Doro tanety, fanimbana ala, gafy etsy sy eroa, teny tsy voahevitra iniana afafy, sns...

Valalanina ny besinimaro amin'izany rehetra izany ary zary maizina ny ho avy.

Koa manangana izao vondrona izao mba hifaneraseran'ny olona mihevitra ny hahafantatra ny marina izay mampiaina antsika sy ahazoantsika gasy miaro indrindra ireo Voary izay hany harena ahafahan'ny nosintsika sy ny olona ao anatiny mivelatra sy mavitrika.

Koa manasa antsika rehetra àry hiray fo amin'izany e!

Sary nampidirina farany

Hampiditra sary

mg