walte

Mpandrindra
Mpikambana
Lahatsoratra
Natsangan'i : walte
tamin'ny: 03/09/2010 14:44
tamin'ny: 03/09/2010 14:44
Ny mahafinaritra ahy dia miserasera amin'ny olona tia namana na vavy io na lahy, olona mandala ny fahamarianana, matahotra ny atao hoe tody, matahotra an'Andriamanitra, tsy manavakavaka fiavina, na foko io, na faritany na fiaviana, Izaho dia olona avy any Fianarantsoa tia namana n'Iza n'Iza. Koa raha mahaliana anao ary dia miandry anareo aho namana rehetra ah